Dépêches

Hitafa amin’ny tanora indray ny filoha

26 Novambra, 10h00. Rehefa avy nitafa tamin’ireo ankizy tao amin’ny lapan’Iavoloha ny filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina ny 21 novambra 2021 teo dia hitafa amin’ireo tanora Malagasy indray. Voakasik’izany avokoa ireo tanora avy amin’ny faritra rehetra eto Madagasikara ary mandritra ny hetsika “Tanora mandrafitra ny ho avy” androany ao amin’ny Novotel Ivandry no hanatanterahina izany.

Laisser un commentaire