Poste avancé Behenjy : Dahalo raindahiny voasambotra
20 Aprily, 12h00. Lehilahy lehibe nanamboatra moto teo amoron-dalana no vaky nandositra rehefa nahita an’ireo zandary nanao fisafoana. Nifanenjehana izy
Read More
20 Aprily, 12h00. Lehilahy lehibe nanamboatra moto teo amoron-dalana no vaky nandositra rehefa nahita an’ireo zandary nanao fisafoana. Nifanenjehana izy
Read More20 Aprily, 11h00. Nigadona soa aman-tsara ao amin’ny seranantsambon’ ny Toamasina ny 19 aprily lasa teo ilay Sambo Hafnia Asia.
Read More19 Aprily, 11h00. Lehilahy telo mpinamana nandeha nilomano tany an-dranomasina maty omaly alatsinain’ny paska. Lasan’ny rano ny iray ka lasa
Read More19 Aprily, 10h00. Ampolony ny mpangarom-paosy sy mpanao sinto-mahery voasambotra ny androan’ny paska teo. Nohazonina taop amin’ny birao Andranomadio izay
Read More19 Aprily, 09h00. Sekoly iray ao Ambodiampana Distrika Bealanana, izay efa vita tanteraka sy kasaina hotokanana no nisy nisotasota sy
Read More15 Aprily, 15h00. Sambo tsy fanta-pototra misy fitaovana fitrandrahana volamena tsy ara-dalàna na ” drague à godets” no nogiazana tao
Read More14 Aprily, 15h15. Nankatoavina teo anivon’ny Filankevitry ny Minisitra omaly 13 aprily ny fandraisan’anjaran’i Madagasikara amin’ny fivorian’ny Tahirim-bola iraisam-pirenena (FMI)
Read More14 Aprily, 15h00. Tovolahy iray 21 taona voarohirohy ho isan’ny tompon’antoka tamin’ny famakiana tsena fivarotana solosaina sy finday Mananara avaratra
Read More14 Aprily, 14h00. Tafapetraka ary vita andrana ara-teknika ny milina hanodina ny Voanjo ho lasa menaka any Ambatofinandrahana. Efa nisy
Read More13 Aprily, 09h00. Nanomboka ny alatsinainy 11 Aprily teo ny fiofanana nataon’ireo kartie mobily miisa 116 ao anatin’ny kaominina Andranomanelatra
Read More