Toamasina : Tonga ny sambo mpitondra solika
20 Aprily, 11h00. Nigadona soa aman-tsara ao amin’ny seranantsambon’ ny Toamasina ny 19 aprily lasa teo ilay Sambo Hafnia Asia. Nitondra ny solika ho an’ny vahoaka eto madagsikara ity Sambo ity.