Pharmacie de garde du 11 octobre 2023
Ivato – tel. 020 22 442 95 Hasin’ny Aina – Mandroseza – tel. 034 99 776 21 Soleil – Andrononobe – tel.
Read More
Ivato – tel. 020 22 442 95 Hasin’ny Aina – Mandroseza – tel. 034 99 776 21 Soleil – Andrononobe – tel.
Read MoreNanomboka tamin’ny alatsinainy teo ny fametrahana ny tapis maha synthétique azy, ny ao amin’ny kianja vaovao ao Ambohidrazaka, kaominina Alasora.
Read MoreMivarotra kidoro Vitafoam ety Akazomanga ny Magasin Rasamisoa. Efa antaonany maro no nisiany, ary teo amin’ny toerana izay nisy azy
Read MoreTaorian’ny faharesen’ny ekipan’ny Crai Basket, nandritra ny lalao famaranana ny fifaninanana ara-panatanjahan-tena, teto anivon’ny distrika Avaradrano, eo amin’ny taranja Basket-ball,
Read More10 oktobra; Nirehitra ny afo; nikoropaka ny iray vohitra omaly alina tao antsinanan’Ivohitra Antsirabe. Trano may efa mirehitra no hitan’ny manodidina
Read More10 oktobra; misokatra manomboka anio ny fanaovana fampihelezan-kevitra momban’ny fifidianana filoham-prenenena eto Madagasikara. Hatramin’ny maraina teo dia mbola tsy nahitana
Read MoreNotolorana ny “Loka Nobel” 2023 eo amin’ny lafiny toekarena ny alatsinainy 9 oktobra ho an’ilay Amerikana Claudia Goldin noho ny
Read MoreFoana ny lalao famaranana ny fifaninanana ara-panatanjahan-tena, eo amin’ny distrika Avaradrano, eo amin’ny taranja baolina kitra, izay tokony natao tamin’ny
Read MoreHisy valan-dresaka atolotry ny ivon-toeram-piofanana IISS mandritra ity volana oktobra ity. Eny amin’ny ivon-toeram-piofanana IISS tsiadana no hanatanterahana izany, manomboka
Read MoreNy zoma 6 Oktobra, nesorin’ny filohan’i Côte d’Ivoire ny praiminisitra Patrick Achi, teo amin’ny toerany nanomboka ny taona 2021, tsy
Read More