Nodimandry ny Colonel Coutiti
12 Aogositra, 07h00. Nodimandry teo amin’ny faha 65 taonany tao Antsirananana ny Colonel Coutiti rehefa avy nandalo fitsaboana tao amin’ny hopitaly Antsiranana. Rà mandry vokatry ny daroka nahazo azy tamin’ny 2002 no nitarika izao fahafatesany izao.
