PM NTSAY LOUIS CHRISTIAN: Mety mbola ho voatazona
12 Aogositra, 07h15. Tombanan’ny mpanara-baovao fa ho voatazona hatrany amin’ny fikarakarana ny fifidianana Filoham-pirenena amin’ny 2023 ny praiminisitra Ntsay Louis Christian.Raha izany no izy dia izy izany no PM niavaka indrindra teto hatramin’ny niverenan’ny fahaleovantena satria nitety fitondrana miisa 2 (HVM sy MAPAR) sy fifidianana Filoham-pirenena 2 (2018 sy 2023
