Dépêches

Trosam-bahoaka

05 Aogositra, 12h00. Araka ny tatitra navoakan’ny tale jeneralin’ny harem-pirenena dia mahatratra 4,77 miliara dollars na 18 530 miliara ariary ny trosan’I Madagasikara anatiny sy ivelany tamin’ny desambra 2020 teo. Vola 794,7 tapitrisa dollars no natao sonia tamin’iny taona lasa iny izay nizara fifanarahana 19. 40,2% ny vola natokana ho an’ny fanohanana ny teti-bola, 17,7% ho an’ny fitantanana ary 21,9% ho an’ireo foto-drafitr’asa sy ireo sehatra hafa.

Laisser un commentaire