Lehilahy iray nianjera avy teny ambony tetezan’ny Behoririka ny 31 jolay teo hariva tokony ho tamin’ny 05 ora teo.
02 Aogositra, 10h05. Tsy nisy nahalala izay nahatonga ity lehilahy ity nilatsaka avy teny ambony teny ary tsy mbola fantatra na maty na velona saingy tsy nahatsiaro tena. Efa noentina amin’ny toeram-pitsaboana kosa ny tenany.
