Dépêches

Fahasalamana : Hohamafisina ny ady atao amin’ny fivarotana fanafody tsy ara-dalàna

01 Aogositra, 14H00 Notanterahana ny faran’ny herinandro lasa teo ny atrikasa fanavaozana sy fanetsehana indray ireo komity ivondronanan’ny Ministeran’ny andrim-panjakana samihafa. Izany dia ho entina hanamafisana ny ady atao amin’ny fivarotana fanafody tsy ara-dalàna. « zo fototrin’ ny isam-batan’olona ny misitraka fanafody ara-kalitao sy manaraka ny fenitra » hoy ny avy eo amin’ny Ministeran’ny fahasalamam-bahoaka

Laisser un commentaire