Nisy nangalatra ny lakolosim-piangonana tao amin’ny FJKM tao Mahazoarivo Fandrina
25 May, 16h15. Nisy nangalatra ny lakolosim-piangonana tao amin’ny FJKM Mahazoarivo, kaomin’ny Fandriana, faritra Amoron’i Mania. Tsy mbola fantatra mazava ny fotoana nahavery ity lakilosy ity. Ny 23 mey lasa Teo no tsikaritrin’ny zanakin’ny fiangonana fa tsy tao am-piangonana intsony Ilay lakilosy.
