Antontan’isa Covid-19 eto Madagasikara ny 24 mey 2021:
25 May, 16h00. Miisa 241 no nanaovana fitiliana. 45 ny tranga vaovao. 113 no sitrana ary 660 no mbola manaraka fitsaboana ka ny 214 amin’ireo kosa no tranga misy fahasarotana. Olona 4 no namoy ny ainy.
