SocialTatitra

Etats-Unis : Fiadiana hisan’ny fitoviana

Heritaona taorian’ny nahafatesan’i George Floyd, mbola miady hatrany ny amin’ny fotoviana ara-poko ny any Etas-Unis. Raha tsiahivina, maty teo amban’ny lohaliky ny polisy fotsy fiodirana ity polisy afro-Américain ity ny volana mey 2020. Tamin’ny fandevenana an’i George Floyd izay maty ny 25 mey 2020, nanambara ny pasitera Al Sharton, mpiaro ny zon’ny olombelona fa nanova izao tontolo izao i George Floyd. Niteraka hetsika malalaka ho an’i Etats-Unis ity tranga ity izay efa hita fa somary nanjavona. Tao anatin’ny herinandro vitsivitsy, nisy hetsi-panoherana tany Etats-Unis, nanameloka ny fanavakavaham-bolon-koditra nataon’ny fiarahamonina any Etats-Unis sy ny mpitandro filaminana.

Laisser un commentaire