ActualitésTatitra

Algérie : Ambany fifehezan’ny lalàna ny filohan’ny Haino aman-jery iray

Ny talata 18 may lasa teo, napetraka teo ambany fifehezan’ny lalàna ny filohan’ny onjam-peo M any Algerie sady filohan’ny tranokalam-baovao « Maghreb émergent », Ihsane El Kadi. Natolotra ny fampanoavana ny talata teo ny mpanao gazety izay miasa amina onjampeo tsy miankina iray raha nahazo ny fampiantsoana tany amin’ny zandary ny andro talohan’io. Voaheloka ho nandefa vaovao tsy marina ary nanakorotana ny fifidianana ka namoaka antotan-taratasy manimba ny firenena ny taona 1990 raha ny filazan’ny komitim-pirenena momba ny famotsorana ireo voaheloka.

Laisser un commentaire