Antontan’isa covid19
26 Aprily, 10h45. Niisa 484 indray ireo tranga vaovao ho an’ny asabotsy 24 aprily lasa teo. Nisy sitrana vaovao miisa 297, raha 6 kosa ireo lavon’ny valan’aretina nandritra izany.