24 Heures du Mans (Gaël Julien)
Mety hahita Malagasy handray anjara amin’ny hazakazaka fiarakodia 24 Heures du Mans isika raha tanteraka ny tetikasan’i Gaël Julien.
Mikasa ny hifaninana ao amin’ny sokajy LMP2 izy ireo, saingy mbola miandry ny fahafahan’ilay mpanamory fahatelo manana “qualification bronze”, izay vao sendra loza nandritra ny fifaninanana tany Azia, araka ny fanazavan’ity mpanamory 20 taona ity.

