Fanarenana ny sosialimbahoaka taorian’ny fandalovan’ny Gamane
Araky ny tombana nataon’ny BNGRC sy ny mpiray ombon’antoka rehetra dia mahatratra 339 Miliara Ar ny vola ilaina ho fanarenana ny simba taorian’ny fandalovan’ny rivodoza sy ny rotsakorana be farany teo. Firenena roa « Chine sy Israel » no efa namaly ny antso tamin’ny appel à l’aide internationale nataon’ny fanjakana Malagasy.
