Dépêches

Covid-19-CTC19

08 Aprily, 12h00. Hampitomboina ireo ivon-toerana mandray marary manana tranga fiatombohan’ny fahasarotana “ forms modérées”. Raha efa nisokatra omaly ny tetsy amin’ny Lycée Technique Alarobia, hisokatra ihany koa ny etsy Ankorondrano sy ny any By-pass, araka ny filan-kevitry ny minisitra. Tsy azon’ireo fianakaviana hatao ny mamangy any amin’ireny toerana ireny, hisy kosa ny fanaraha-maso ireo fanafody hozaraina eny anivon’ireny toerana ireny.

Laisser un commentaire