Antanimenakely: Taksi bisikileta tra-doza
19 oktobra; taksi-bisikileta iray no tra-doza eny Antanimenakely io maraina io. Vehivavy iray no nadeha tamin’izany ary vaky rà tanteraka ny lohany vokatry ny fianjerana.