Dépêches

Akamasoa Andralanitra

Lehilahy nahatratrarana rongony sy toaka gasy voasambotra. Tra-tehaky ny polisim-pirenena niaraka tamin’ny rongony sy ny toaka gasy. Nandritran’ny fisafoana nataon’ny polisim-pirenena ny marainan’ny alarobia 31 martsa lasa teo no nahatratrarana ity lehilahy ity. Nogiazana avy hatrany ireo zava-mahadomelina ireo ary nentina teny amin’ny Poste de Police Akamasoa izy.

Laisser un commentaire