Dépêches

CHAN 2023 : Miray vondrona amin’ny mpilalao matanjaka ny Barea U23

Déêche 03 octobre, 16h, Any Algérie no hanatanterahana ny CHAN ny taona 2023 izao, ary ao anatin’ny vondrona C no misy an’ny Madagasikara. Miray vondrona aminy amin’izany i Maroc, Soudan, ary Ghana izay azo lazaina ho samy sangany avokoa ireo telo ireo ao anatin’ny vondrona. Atao amin’ny kianjan’ny Constantine izany ny 13 janoary katramin’ny 4 febroary 2023.

Laisser un commentaire