Ampasampito : Afaka antsoina hanao volo ao an-trano i Édith
Tovovavy manantalenta amin’ny fikarakarana taovolo i Édit. Faniriany ny ho lasa mpanao volo matihanina. Tsy nijanona tamin’ny fahaizany fa nampitombo izany tao amin’ny Charm’elle beauté Ampasapito vao nanao ny asa fanaovana volo. Mpanao volo efa matihanina sy ampy fiofanana. Mbola tsy manana toerana fanaovana volo manokana saingy kosa afaka mankeny amin’ny fonenany Ampasampito Ambomirary raha toa ka hanao volo. Afaka antsoina mankany antrano koa raha toa ka tsy tia mivezivezy. Manao ny asa rehetra mombany volo ary ampy fitaovana. Misintona, manapaka, manao « lissage », manao « wavy » amin’ny fera, « chignon », mandoko ihany koa.
Manala fasahiranan ireo izay tsy misy fotoana izy. Afaka miresaka ao amin’ny pejy « Coiffée chez Edith » na koa mihantso ny laharana 0336200380 na 0380979836 izay liana.
