ConseilTsidika

HAVOANA LAND IMERIKASININA

Toerana fialam-boly sy fitsangatsanganana ao Imerikasinina ny Havoana Land Karting. Maro ny zavatra afaka atao ao amin’izany toerana izany : karting, piscine, tyrolienne, accrobranche, sns…

Tsy misy vidim-pidirana fa ny activités no andoavam-bola.

Raha mahaliana anao izany toerana kanto izany dia jereo ao amin’ny pejy na antsoy ny laharana eo ambany.

Contact: 034 60 493 61 https://www.facebook.com/havoanated

Lieu : Ambohimalaza-Imerikasinina 500mètres miakatra ny Usine UBP

Laisser un commentaire