Dépêche du 16h00 10 Juillet -KARTING SWS : Malagasy iray no nandray anjara tamin’ny fiadiana ny tompon-daka eran-tany
Natao tany Slovaquie ny 05 jolay- 08 jolay lasa teo ny fiadiana ny Tompon-daka eran-tany eo amin’ny KARTING SWS.Firenena maro no nandray anjara tamin’izany ary i Kevin no Malagasy nandray anjara nisolo tena tamin’ity taona ity izay natao tany Slovaquie ny 05 jolay- 08 jolay teo
