Dépêches

Dépêche du 16h00 03Juillet- FIBA U19 Wordcup :i Espagne no voaosotra ho tompon-daka

Nifarana ny lalao FIBA U19 Worldcupn ka  nandrombaka ny amboara tamin’izany i Espagne. Teo amin’ny laharana faharoa kosa no nisy an’i Frantsa, fahatelo i Turquie ary fahaefatra i Etat-Unis. Ho an’i Madagasikara kosa dia voaosotra ho mpilalao nahazo ny isa ambony indrindra i Mathias M’Madi avy amin’ny Ankoay Madagasikara .

Laisser un commentaire