Dépêches

Filankevitry ny Ministra : Nankatoavina ny famatsiam-bola hampandrosoana ny foto-drafitrasa

07 Aprily, 14h00. Nankatoavina teo anivon’ny Filankevitry ny Ministra ny 05 Aprily teo ireo fanapahan-kevitra lehibe sy ireo famatsiam-bola hampandrosoana ireo foto-drafitrasa. Anisan’izany ny fanamboarana ny « Centres de Formation Professionnelle » sy fananganana ireo « Campus Universitaire ». Notontosaina nadritra izany ihany koa ny fanendrena olona maro handray anjara amin’ny fampandrosoana ny raharaham-pirenena ho tombon-tsoa ambony ny Vahoaka Malagasy sy ny Firenena.

Laisser un commentaire