Dépêche du 15h00 30 Juin- Fanadinam-panjakana BEPC : Efa nivoaka ny antotan-isan’ireo mpiadina hiatrika izany
Ho an’Antananarivo Renivohitra dia miisa 25001 kandida no hiatrika ity fanadinana ity izay ho tanterahina ny 3 ka hatramin’ny 6 Jolay ho avy izao. Ny 21218 tamin’ireo no nisafidy ny sokajy A ary ny 3783 ny sokajy B. Misy mpiazdina 15 kosa manana fahasembanana.
