DépêchesTsidika

Anosizato: Vola mitentina 100.000.000fmg lasan’ny olon-dratsy

Tompona cash point iray teny Anosizato Atsinanana no niharan’ny tranga fanafihana io maraina io. Vehivavy iray handeha hamonjy ny toeram-piasany no notafian’ny jiolahy roa mirongo basy sy fitaovam-piadiana. Vola mitentina 100.000.000 fmg no lasan’ireo olon-dratsy. Nanao tifi-danitra izy ireo rehefa raikitra ny fifanenjehana. 

Laisser un commentaire