Dépêches

Fitaterana an-habakabaka : Hiverina hiasa ny sidina mihazo an’ny Maurice avy eto Madagasikara

Dépêche 07 juin, 13h, Hiverina indray ny sidina hampitohy an’ny Madagasikara amin’ny Maurice ny 29 oktobra ho avy izao. Ity sidina ity izay niato nandritra  ny fotoana ela ka izao naverin             izao indray. Hisy sidina indroa isaky ny herinandro manomboka amin’io fisokafana io. Raha ny marimarina kokoa dia isaky ny zoma sy ny sabotsy no hisian’izany sidina izany. Marihina fa ny orinasa Madagascar Airlines no mamerina indray ity zotra ity.

Laisser un commentaire