Dépêches

Notokanana ny toeram-pamokarana herinaratra etsy Farahantsana      

    

Dépêche 02décembre, 14h, Notokanana ny voalohan’ny volana desambra teo ity toeram-pmokarana herinaratra vaovao ity izay hita etsy Farahantsana Mahitsy. Ny orinsa TOzziGreen no niandraikitra ny famolavolana izany. Tokantrano miisa 150 000 indray no hisitraka herinaratra avy amin’ity toby vaovao ity izay mamoaka 28MW afaka hampiasain’ny mponina Antananarivo. Tombontsoa maro no ho azo tamin’ny fahavitan’ity toby iray ity, anisan’izany ny fanatsarana ny kalitaon’ny tolotra herinaratra, ny fampihenana ny fandaniana be loatra amin’ny vidin’ny herinaratra. Nahatratra hatramin’ny 450 miliara ariary ny vola lany tamin’ny fanamboarana ity toby famokarana herinaratra ity.

Laisser un commentaire