Ambodin’Isotry : Jiolahy miisa 7 tratran’ny polisy
Dépêche 20 décembre, 13h40, Nahazoam-boakatra indray ny fisamborana ziay jnataon’ny Polisim-pirenena tetsy Ambodin’Isotry. Mian-dahy miam-bavy ireo mpangario-paosy sy mpanao sinto-mhery eny an-toerana. Miisa 07 miabnadahy izy ireo no izao tratran’ny polisy izao teny na-toerana. Manararaotra ny fahamaroan’ny olona miantsena amin’izao akaiky fety izao ireto olon-dratsy ireto hanaovany ny asa ratsiny saingy efa misy ireo Polisy manao fanamiana sivily mitsirika ny ataon’izy ireo ka izao nahazoam-bokatra tsara izao.
