BAREA-CHAN 2023: I Botswana no no hifanintsana farany amintsika
01Aogositra, 12 H00 I Botswana no hifanandrina amin’ny ekipam-pirenena malagasy amin’ny fihodinana faran’ny fifanitsanana ny fiadina ny tompon-dakan’I Afrika 2023. Any Botswana ihany no hanatontosana ny lalao mandroso ny 26 ka hatramin’ny 28 ny volana Aogositra.
