Dépêches

Fahasalamana: 4% amin’ny Malagasy mararin’ny diabeta.

Dépêche 16 novembre, 13h30, Aretina iray mpahazo olona maro maneran-tany ny diabeta. Tsy mifidy taona izy io fa mety ho voan’izany avokoa ny olona rehetra fa marefo kokoa anefa ireo olon-dehibe. Raha ny eto Madagasikara fotsiny dia ny 4% amin’ny Malagasy no efa mitondra izany aretina izany. Azo tsaboina tsara ity aretina ity raha hita dieny mialoha saingy metyb hahafaty ksoa raha efa miantraika amin’ny taova sasany aoa anaty. Nandritra ny fanakalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny diabeta no nananganana toerana hahafahana mitily izany ho an’ny faritra Vakinankaratra. Maro ny fitandremana azo hatao indrindra fa ny ara-tsakafo saingy mila manao fitiliana matetika ihany koa anefa.

Laisser un commentaire