ActualitésTsidika

Fianarantsoa : Natsangana ny rafitra miady amin’ny kolikoly

Tafatsangana ny rafitra miady amin’ny kolikoly eo anivon’ny sampandraharaham-panjakana ao amin’ny Faritra Amoron’i Mania izay hifandray mivantana amin’ny Bianco Fianarantsoa. Hanentana mikasika ny ady amin’ny kolikoly eny anivon’ny sampandraharam-paritra rehetra izy ireo.

Laisser un commentaire