ActualitésTsidika

Zava-boahary : Misy « Flamant Rose » eto Madagasikara

Maro ireo toerana ahitana ny « flamant rose » eto Madagasikara. Anisan’izany ny farihy Tsimanampetsotsa ao Toliara. Ahitana azy ihany koa ao amin’ny valan-javaboahary Baie de Baly, ao amin’ny kaominina ambanivohitr’i Soalala ao Mahajanga, indrindra amin’ny andro ririnina toy izao. Ankoatr’ireo dia hita ao amin’ny Saint Augustin ao Onilahy  ihany koa izy ireo.

Laisser un commentaire