Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina : Hitady vahaolana momba ny vaovao tsy mari-pototra
Mikarakara fikaonan-doha momba fiatrehana ny fampielezana vaovao tsy mari-pototra (Colloque « Face à la désinformation ») ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina sy ny vondron’ny tompona orinasa fanaovan-gazety eto Madagasikara na GEPIMM ary ny « Actions Médias Francophones », androany sy rahampitso. Tontosaina eny amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy izany.
Hasina Rasamimanana
