Analalava: Volamena 7 kilao saika hahondrana antsokosoko
12 Aprily, 13h00. Tra-tehaka tao Anjajavy ny 8 aprily lasa teo ny volamena 7 kilao sy olona “nikasa hanondrana antsokosokjo ireto volamena ireto. Nisy ny fanomezam-baovao avy amin’ny tsara sitra-po ary nahatratrarana ireto volamena ireto. Efa eo am-prlatanan’ny manam-pahefana ny raharaha.
