Oniversite Mahajanga : Voafidy ho filoha ny Pr Blanchard Andrianambinina
12 Aprily, 14h00. Lany hitantana ny oniversite Mahajanga ny Pr Blanchard Andrianambinina, taorian’ny fifidianana natao ny zoma 8 aprily 2022. Haharitra telo taona ny fe-potoam-piasany.
