Fanamboarana ny CVO+ curatif
08 Jolay, 09h10. Mbola tsy nankatoavin’ny OMS ny CVO+ curatif, tsy misakana ny fanaparitahana ny vokatra anefa izany, mitohy ihany koa ny fanamboarana azy ao amin’ny Pharmalagasy.