Dépêches

Tsy manaiky ny hampakarana ny saran-dalana ny mpiaro ny zon’ny mpanjifa

26 Novambra, 09h02. Tsy manaiky ny fampiakarana saran-dalana izay kasain’ireo mpitatitra atao ny mpiaro ny zon’ny mpanjifa. Manoloana izany dia nisy ny kaosiomina manokana natsangana mahakasika ny fampikarana saran-dalana ka avy amin’ny mpiaro ny zon’ny mpanjifa ny mpikambana 4 amin’ireo. Manana fikasana ny hidina an-dàlam-be kosa izy ireo aloha ny 15 desambra izao noho ny tsy fahazakan’ny vahoaka io fiakaran’ny vidim-piainana io.

Laisser un commentaire