Dépêches

Nitrangana fahamaizana ny tranon’ny zandary teo Betongolo.

18 Oktobra, 08h00. Nisy trangana hai-trano tao amin’ny Toby Jeneraly Philibert RAMAROLAHY ny sabotsy faha 16 oktobra 2021 tokony tamin’ny 7ora hariva. Ny alin’ny sabotsy 16 oktobra lasa teo no nitranga ny fahaimaizana tao amin’ny toby Jeneraly Philibert Ramarolahy Betongolo. Levona tao avokoa ireo antonta-taratasy rehetra miaraka amin’ny fitaovam-piasana nandritra izany ka tombanana ho dimy amby enimpolo isan-jato eo ho eo ny fahasimbana. Fantatra fa fahanterana herin’aratra na “court circuit” no niatombohan’ny loza.

Laisser un commentaire