Dépêches

Kaominina Antananarivo : Mampiditra ny « digitalisation » hiadiana amin’ny kolikoly

Dépêche 12 décembre, 14h30, Olana iray mbola tena goavana eto amin’ny firenena ny mahakasika ity kolikoly. Efa maro ireo fomba natao hiadivana amin’ity resaka kolikoly ity. Miara-misalahy sy mandray anjara amin’izany ady izany ny eo anivon’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra ka amin’ny alalan’ny fampiasana ny digitalisation no hanatanterahan’izy ireo izany. Nisy ny fanomezana solosaina avy amin’ny izay ho ampiasaina eny anivon’ireo fokontany ka izany no tombony ho fiadiana amin’ity kolikoly ity.

Laisser un commentaire