ActualitésTatitra

France : Fiara iray niantona teo ambony « airbus »

Mahagaga ny nahatongavan’ity fiara teo ambon’ity “abribus” na toerana fialofana eo amin’ny fiandrasana fiara fitaterana ity. Ny alatsinainy teo no hita niantona teny ambony « abribus » ity fiara « fourgonnette » ity tao Plounéventer.Nisy zavona be tamin’ny fotoana nahitana io fiara io raha ny fanazavana ka nampametram-panontaniana ny mponin’ny Finistère ka niparitaka be tao amin’ny tamba-jotra serarera ny sarin’ny fiara.Ora vitsivitsy ihany dia nampidinina ny fiara. Eo ampanadiadiana izay mety zava-niseho ireo zandarin’i Finistère. Ao anatin’ny petra-kevitr’izy ireo valifaty raha ny fanazavana.

Laisser un commentaire