Dépêches

Fiadiana ny tompodakan’i Madagasikara taranja Basketball N1A

11 Oktobra, 08h00. Tontosa omaly ny lalao famaranana ka nitaba ny amboara manoloana ny SEBAM ny kipan’ny COSPN, nifarana tamin’ny salan’isa 57-50 ny lalao teo amin’ny sokajy lehilahy. Nivaoka mpandresy tamin’ny isa 72-69, teo anatrehan’ny SBBC kosa ny ekipan’ny MB2ALL teo amin’ny sokajy vehivavy. Nanjakan’ny mpilalao Analamanga indray noho izany ny fifaninanana tamin’ity taona ity.

Laisser un commentaire