DépêchesPolitique

FANAPAHANA MATETIKA NY JIRO

Ny fanapahana herinaratra matetika izao tsy avy amin’ny tsy fahampiana famokarana akory, araka ny fanazavan’ny Jirama. Manana surplus d’environ 20 MW ny orinasa nasionaly, na amin’ny ora feno aza. Ny olana dia ao amin’ny fizarana, izay sarotra noho ny antony maro, araka ny fanazavan’ny tale vonjimaika, jeneraly Hajatiana Rasolomanana.

Laisser un commentaire