TaMatavy 501
Ny Plage de Miami ao Toamasina dia nanova anarana sy endrika ofisialy. Lasa antsoina hoe “TaMatavy 501” izy izao, taorian’ny fanapahan-kevitra navoakan’ny Conseil des Ministres androany Talata, araka ny fangatahan’ny Minisiteran’ny Fizahantany sy ny Asa Tanana.


