ActualitésSport

Taekwondo

Fahombiazana no azon’ny atleta malagasy niatrika ny fifaninanana ara-pirahalahiana izay natao tatsy amin’ny Nosy Maurice omaly 22 febroary 2026, taranja Taekwondo.
Miisa15 be izao ny medaly azon’ireo atleta malagasy ka 7 volamena ary 8 volafotsy
Ny ekipa malagasy moa dia notarihin’ny filohan’ny federasiona, Boto Lamina Tsara Dia sy ny tale teknika nasionaly (DTN), Pharlin Dimbiheriniaina.

🏆 Ireo vokatra :
KYORUGI
🥇RANDRIANTSIFERZNA Kelly (SH -58kg)
🥇RAHARIVONY Lucianno (SH -68kg)
🥇RANDRIAMAZAKA Fenitra (SD -49kg)
🥇RAKOTINDRAVAO Steffi (SD -57kg)
🥇RANDRIAMBELOSON Sabrina (SD -67kg)
🥈RAZAKARISOA Cedric (SH -80kg)
🥈RASOLOFO Bradley (SH +80kg)

POOMSAE
🥇RAJOELINA Kevin (U30 H)
🥇RASOLOFO Bradley (U30 H)
🥈RAZAKARIMANANA Marianiiah (Cadette)
🥈RAZAFINDRAKOTO Iaritiana (Junior G)
🥈RAKOTONDRAVAO Steffi (U30 D)
🥈RASOLOFO Deborah (U60 D)
🥈RAKOTOBE Rivo (U60 H)
🥈RASOLOFO Herinirina (U60 H)

Laisser un commentaire