Fandresena tamin'ny hazakazaka 60 metatra – Meeting International de Limoges
I Claudine Nomenjanahary no nandresy tamin’ny hazakazaka 60 metatra nandritra ny Meeting International de Limoges izay natao ny 31 Janoary.
Fotoana 7’’31 no nahavitany izany, ka io no nahazoany ny fandresena.