ActualitésDépêchesSport

BASIKETY 5X5

Raharimanantoanina Sitraka no voatendry ho kapiten’ny Ankoay, ao anatin’ny fifanintsanana amin’ny fiadiana ny tompondaka maneran-tany, taranja basikety 5×5, hatao any Dakar Sénégal.
Anio Alina no hiakatra an-kianja voalohany ny ekipa malagasy, ka hifandona amin’ny RD Congo. Lalao faharoa kosa ny amin’ny sabotsy 28 febroary izay hihaonan’ny Ankoay amin’ny Senegal ary ny alahady 1 marsa kosa ny lalao farany hifandonana amin’i Côte d’Ivoire.

📅 Alina (Voalohany) : Malagasy VS RD Congolais ; 📅 Sabotsy 28 febroary : ANKOAY VS Sénégal ;

🏆 Alahady 1 marsa: ANKOAY VS Côte d’Ivoire

Laisser un commentaire