ActualitésSport

RAYAN RAVELOSON ANY ASSE EQUIPE FRANTSAY

AS Saint-Étienne – Rayan Raveloson

Rayan Raveloson – Cible de transfert

Transfert ciblé

Liana amin’i Rayan Raveloson ny klioba frantsay AS Saint-Étienne, izay milalao ao amin’ny Ligue 2.

Noho ny vokatra mbola tsy mahafa-po azon’ny ASSE amin’izao fotoana izao, dia mikasa hitady mpilalao afaka manamafy sy mampatanjaka ny ekipany izy ireo. Ao anatin’izany no anisan’ny mahaliana azy i Raveloson, izay milalao amin’izao fotoana izao ao amin’ny Young Boys any Suisse.

Laisser un commentaire