ActualitésSport

SKI MADAGASCAR

Mialitiana Clerck

Mathieu Gravier

Madagasikara - JO d'Hiver

Mialitiana sy Mathieu ao amin'ny JO d'Hiver

I Mialitiana Clerck sy i Mathieu Gravier no hisolo tena an'i Madagasikara, eo amin'ny taranja Ski, mandritra ny "Jeux Olympique d'Hiver", hatao any Milan sy Cortina any Italie, ny 6 hatramin'ny 22 febroary izao.

Namoaka ny anaran'izy mianadahy ireto ny federasiona malagasy ny Ski, ny fiandohan'ity herinandro ity. Fanintelony izao no handray anjara amin'ny lalao olympika i Mialitiana, raha toa ka fanindroany kosa ny fandraisana anjara ho an'i Mathieu.

Laisser un commentaire